Bienvenue à Antananarivo, Madagascar !

Raha naniraka ny mpianany Jesosy nanao hoe:”… Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra ,..” Matio 28:19 dia nandeha tamin’ny fahatokiana sy nazoto nitory ny Filazantsara tamin’ny zotom-po feno fanantenanana ny Mpianatra. Tsy nisy nahasakana azy, eny na dia hatramin’ny fahafatesana aza. Ho anao kosa inona no manakana anao tsy hiantoraka amin’ Andriamanitra?

Hoy Jesosy: “ Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa izaho no hanome anareo fitsaharana” Matio 11:28.

Fotoana izao ry rahalahy sy ranabavy, velarin’Andriamanitra aminao ny tanany handray anao sy hanome anao ilay fitsaharana nampanantenany. Hanampy anao hiditra amin’izany fitsaharana marina izany ny Eglise de Dieu Unie Madagascar. 

Manomana fiainana vaovao ho anao Andriamanitra, hoy Izy : «..Indro havaoziko ny zavatra rehetra… »Apok 21 : 5. Manasa anao ary hiaraka aminay Eglise de Dieu Unie Madagascar , hifampitantana isika ho amin’ilay fanjakana feno fiadanana efa omanin’Andriamanitra ho ahy sy ho anao. 

Ireto avy no efa misy anay : Antananarivo , Itasy , Tsiroanomandidy, Antsirabe.

Hitahy anao anie Andriamanitra 

Tolotriniaina Hajazoarinjaka

 

Lorsque Jésus envoya ses disciples en disant : « …Allez donc, faites de toutes les nations des disciples… » (Matthieu 28 :19), les disciples partirent avec foi et zèle, annonçant l’Évangile avec un enthousiasme rempli d’espérance. Rien ne pouvait les arrêter, pas même la mort.
Et toi, qu’est-ce qui t’empêche de te tourner vers Dieu ?

Jésus a dit : « Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos » (Matthieu 11 :28).

C’est maintenant le moment, frères et sœurs : Dieu étend ses mains vers vous pour vous accueillir et vous donner le repos qu’Il a promis. L’Église de Dieu Unie Madagascar est là pour vous aider à entrer dans ce véritable repos.

Dieu prépare pour vous une vie nouvelle, car Il dit : « …Voici, je fais toutes choses nouvelles… » (Apocalypse 21 :5). Nous vous invitons donc à nous rejoindre à l’Église de Dieu Unie Madagascar ; ensemble, nous marcherons vers ce Royaume de paix que Dieu a préparé pour moi et pour vous.

Nous sommes déjà présents à : Antananarivo, Itasy, Tsiroanomandidy, Antsirabe.

Que Dieu vous bénisse.

Tolotriniaina Hajazoarinjaka